|
|
|
|

Teny iditra mijijy (jijy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikaly; mamindra madinika, mitandrintandrina toy ny mpanao baolina, na mikendry fatratra toy ny mpanao kanety [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijijy
Ny lasa : nijijy
Ny hoavy : hijijy
Filaza mandidy : mijijia

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/24