|
|
|
|

Teny iditra mijoalajoala (joalajoala (joala))
Sokajin-teny mpamaritra
 Avo be izaitsizy ka toa ho tapaka, mitsoaka lava be (hazo maniry)
Mirehitra mamoaka lelafo miakatra avo dia avo (afo) [1.1]
 To be high, as a tree or tower; cf. mierinerina [1.7]
 être éminent, dépasser comme un arbre ou une tour; cf. mierinerina [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijoalajoala
Ny lasa : nijoalajoala
Ny hoavy : hijoalajoala

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20