| Teny iditra | mijojo (jojo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandeha mizotra tsara misononoka: Mijojo erỳ izany fandehan' ity milina ity izany Latsaka moramora, mikararana (orana): Nijojo ny orana hatramin' ny roa ka hatramin' ny telo [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|