| Teny iditra | mijoy (joy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||
| Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin' ilaifito Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana) [1.1] | |||||||
| To cry, to weep Rainy [1.2] | |||||||
| Couler, tomber longtemps, ruisseler: Mijoy ny ranon' erika (La bruine ne cesse de tomber) Pleurer avec beaucoup de larmes: Nijoy ny ranomasony (Ses larmes ruisselaient) ~ Nojoy ny zazakely (L'enfant pleurait) [1.3] | |||||||
| Ohatra | Mitaraina Ibeby anaty lambany ao, mainka koa indreny Mipatraka mijoy fa feno mitatao ny ranomason-dreny.
[1.220] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/06/24 |
|