|
|
|
|

Teny iditra mikahonkahona (kahonkahona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitomany lavareny, mijoy
Manao feon-tsaka minaonaona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikahonkahona
Ny lasa : nikahonkahona
Ny hoavy : hikahonkahona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05