|
|
|
|

Teny iditra mikaoka (kaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikiky: Mikaoka ny vody vilany ny ankizy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikaoka
Ny lasa : nikaoka
Ny hoavy : hikaoka
Filaza mandidy : mikaoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20