|
|
|
|

Teny iditra mikapoka (kapoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo
Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy [1.1]
 To flog, to beat [1.7]
 Frapper, battre, fustiger [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikapoka
Ny lasa : nikapoka
Ny hoavy : hikapoka
Filaza mandidy : mikapoha

Teny iditra mikapoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manakatona (varavarana)
Pahina: Mikapoka ny masony [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20