| Teny iditra | mikaraoka (karaoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin' ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|