| Teny iditra | mikarepoka (karepoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|