| Teny iditra | mikaretoka (karetoka (ketoka)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manaikitra namiketoka miaraka amin' ny feo mitsaka amin' ny fanaikerana an' ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin' ny alika rehefa mihinam-javatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |
|