| Teny iditra | mikatraka (katraka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Maneno, heno mikepoka: Nidona tamin' ny vato ny lohakoha nikatraka terỳ Heno misefosefo, misatrasatra: Mikatraka ny tratran' ity marary ity izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|