|
|
|
|

Teny iditra mikatsaka (katsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitady, maniry hahazo: Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana? [1.1]
 To search for, to seek [1.7]
 Chercher; fouiller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikatsaka
Ny lasa : nikatsaka
Ny hoavy : hikatsaka
Filaza mandidy : mikatsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20