| Teny iditra | mikatsakatsaka (katsakatsaka (katsaka)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandehandeha etsỳ sy erỳ, mivoivoy: Reko mikatsakatsaka eran' ny tenako ny hidihidy noho ilay laim-panday Mivezivezy toa mitady hanao ratsy, misaodisaody, mihaodihaody, misodisody: Nikatsakatsaka eran' ny saha nandritra ny alina ny mpangalatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|