|
|
|
|

Teny iditra mikehana (kehana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho
Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikehana
Ny lasa : nikehana
Ny hoavy : hikehana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05