|
|
|
|

Teny iditra mikehina (kehina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitomanimany, mikoneta-dava: Raha mikehina eo indry, hantsoiko Raindry [1.1]
 Pleurnicher [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikehina
Ny lasa : nikehina
Ny hoavy : hikehina
Filaza mandidy : mikehèna

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26