| Teny iditra | mikemo (kemo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihafohy rehefa avy nihenjana, mionkina, mikainkona: Mikemo ny hozatra raha vao avy nodidiana Sosotra, mandà tsy hanao: Nikemo ny anao lahy raha vao notenenin-drainy Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny: Nikemo tamin' ny fanekena nataony Rakoto [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|