| Teny iditra | mikikitra (kikitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|