|
|
|
|

Teny iditra mikimpy (kimpy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy nikimpy tsara ny masonao ~ Nikimpy Rakoto niditra ny trano [1.1]
 To keep one's eyes shut [1.7]
 Avoir les yeux fermés, fermer les yeux: Tsy nikimpy ny masoko halina (Je n’ai pas fermé les yeux la nuit dernière)
Figuré: supporter, endurer, faire semblant de ne pas voir, être avare sans compassion: Mikimpy tokoa izy, na dia haratsin' ny olona aza (Lors même qu’on dit du mal de lui, il fait semblant de ne pas voir) [1.3]
 Fermer les yeux [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikimpy
Ny lasa : nikimpy
Ny hoavy : hikimpy
Filaza mandidy : mikimpia

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27