|
|
|
|

Teny iditra mikitro (kitro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mametraka (vatom-panorona) eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikitro
Ny lasa : nikitro
Ny hoavy : hikitro
Filaza mandidy : mikitroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20