|
|
|
|

Teny iditra mikizo (kizo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tonga mahantra, fadiranovana
Mandeha indray maka dia lanin' ny andaniny daholo ny vaton' ny tena (lalao fanorona) [1.1]
 Finir par tomber dans la misère
N’avoir qu’un coup à jouer avant de perdre tous ses pions [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikizo
Ny lasa : nikizo
Ny hoavy : hikizo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28