| Teny iditra | mikodingidingy (kodingidingy (kodingy)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mianjera ~ potraka | |
| Ohatra | Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|