|
|
|
|

Teny iditra mikofokofoka (kofokofoka (kofoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mitovy hevitra: mikopokopoka ~ mipelipelika ~ mitsikorofoka
Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
 To fidget; to be continually agitated [1.7]
 Frétiller, gigoter; être agité [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikofokofoka
Ny lasa : nikofokofoka
Ny hoavy : hikofokofoka

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/25