| Teny iditra | mikoinkoina (koinkoina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1] | |||||||
| Murmurer, gémir, se plaindre [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |
|