| Teny iditra | mikomy (komy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy [1.1] | |||||||||
| To rebel [1.7] | |||||||||
| Se révolter, s'insurger; se rebeller [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|