|
|
|
|

Teny iditra mikorandendy (korandendy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misafotofoto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorandendy
Ny lasa : nikorandendy
Ny hoavy : hikorandendy
Filaza mandidy : mikorandende

Teny iditra mikorandendy (korandendy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Maloto, misotisoty [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05