|
|
|
|

Teny iditra mikorapaka (korapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorapaka
Ny lasa : nikorapaka
Ny hoavy : hikorapaka
Filaza mandidy : mikorapaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20