| Teny iditra | mikorotsaka (korotsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mibolisatra mianjera: Nikorotsaka tany an-kady ilay olon-dratsy Midina, mikoriana: Rano mikorotsaka ao anaty daba izany henonao izany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikorôtsaka | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] Mikorosy [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|