| Teny iditra | mikotrika (kotrika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1] | |||||||||
| To sit on eggs [1.7] | |||||||||
| Couver des oeufs [1.8] | |||||||||
| Voambolana | ~ | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|