| Teny iditra | mikotringatringa (kotringatringa (tringatringa (tringa))) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Hany ka na efa vizana aza ny tena, mba te hiala sasatra na hatory antoandro ny alahady, tsy sahy fa iny mikotringatringa lasa miangona ihany.
[2.4] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|