| Teny iditra |
mikotroka
(kotroka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
|
| | To thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
|
| | Tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikotroka |
| Ny lasa : |
nikotroka |
| Ny hoavy : |
hikotroka |
| Filaza mandidy : |
mikotroha |
|
|