| Teny iditra | milafolafo (lafolafo (lafo)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihetsiketsika, mihoalahoala (mba hisintonana ny mason' ny olona, mba hanangoly): Milafolafo aoka izany io tovovavy io rehefa mandalo tovolahy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|