| Teny iditra |
milahatra
(lahatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mijoro manaraka tsipika mahitsy:
Milahatra tsiroaroa ny mpianatra [1.1]
|
| | To be in line, to stand in line [1.7]
|
| | être en rang, alignés [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra.
[2.470]
|
| 2 | Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra.
[2.472]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
milahatra |
| Ny lasa : |
nilahatra |
| Ny hoavy : |
hilahatra |
| Filaza mandidy : |
milahara |
|
|
| Teny iditra |
milahatra
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Sihanaka]
Mitovy, sahala [1.78]
|
|