|
|
|
|

Teny iditra milaikolaiko (laikolaiko (laiko))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamindra somary miandranandrana na miangolangola [1.1]
 To walk feebly or awkwardly [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milaikolaiko
Ny lasa : nilaikolaiko
Ny hoavy : hilaikolaiko
Filaza mandidy : milaikolaikoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09