|
|
|
|

Teny iditra milampatra (lampatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandry ka mitsotra ny tongotra aman-tanana: Nilampatra teo amin' ny ahitra no nahitanay azy ireo [1.1]
 To stretch out the legs [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milampatra
Ny lasa : nilampatra
Ny hoavy : hilampatra
Filaza mandidy : milampara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05