| Teny iditra | miletaka (letaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|