|
|
|
|

Teny iditra miloatra (loatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mivoaka betsaka avy ao anaty zavatra toa lalina aty: Izany no vetsovetso miloatra avy ao anatin' ny fonay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miloatra
Ny lasa : niloatra
Ny hoavy : hiloatra
Filaza mandidy : miloara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20