|
|
|
|

Teny iditra miloloha (loloha (loha))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy
Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao
Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. [1.1]
 To carry on the head [1.7]
 Porter sur la tête [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miloloha
Ny lasa : niloloha
Ny hoavy : hiloloha
Filaza mandidy : milolohava

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08