| Teny iditra |
milona
(lona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1]
|
| | To be soaked, to be steeped [1.7]
|
| | être trempé, mis à tremper [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
milona |
| Ny lasa : |
nilona |
| Ny hoavy : |
hilona |
| Filaza mandidy : |
miloma |
|
|