|
|
|
|

Teny iditra mimalo (malo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Matahotra ka mihemotra, tsy sahy mandroso na manao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimalo
Ny lasa : nimalo
Ny hoavy : himalo

Teny iditra mimalo (malo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Manamarina [1.78]
Tovy hevitra mitsabo malo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23