| Teny iditra | mimpirina (ampirina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [1.1] | |||||||
| Ohatra | Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|