| Teny iditra |
mimpody
(ody)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka, Tanosy]
Miverina [1.78]
|
| | Miverina amin' ny toerana nielana [1.1]
|
| | To return to its original state [1.7]
|
| | Revenir à son premier état [1.8]
|
/m:node>
| Ohatra |
| 1 | Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika.
[2.293]
|
| 2 | Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony.
[2.324]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mimpody |
| Ny lasa : |
nimpody |
| Ny hoavy : |
himpody |
|
|
| Teny iditra |
mimpody
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
Maty [1.78]
|
|