| Teny iditra | mindrana (indrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mangataka zavatr' olona mba hanaovana na hampiasaina vetivety fa haverina rehefa avy eo: Mindrana boky amin' ny namana Miangavy olona hanao raharahan' ny tena: Nindrana ahy izy mba handatsaka ny zanany. Mindram-pangady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa: ny findraman-javatra amin' ny fotoana fampiasan' ny olona azy dia tahaka ny manome hevitra ny tompony hampiasa azy na dia tsy nivonona ny amin' izany aza izy Ibaikamo mindram-pangady, ka "ara mahita ante aho": ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory [1.1] | |||||||||
| To borrow a thing for a time. [1.2] | |||||||||
| To borrow (when the same object is to be returned) [1.7] | |||||||||
| Emprunter (quand l'objet même sera retourné) [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |
|