| Teny iditra | mindray | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| [Mahafaly] Tamin'izay, miaraka tamin'izay [1.78] | ||
| Teny iditra | mindray | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Mahafaly] Mitokana [1.78] | ||
| Teny iditra | mindray | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| [Taisaka] Manaraka [1.78] | ||
| [Bara] Miaraka, mitoby, miara-mipetraka [1.78] | ||
| Teny iditra | mindray | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Bara] Mitovy, sahala [1.78] | ||
| Teny iditra | mindray | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bara] Feno [1.78] | ||
| Tovy hevitra | mindry | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06 |
|