|
|
|
|

Teny iditra minitinitika (nitinitika (nitika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maimay hanao zavatra amim-pieboeboana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : minitinitika
Ny lasa : ninitinitika
Ny hoavy : hinitinitika
Filaza mandidy : minitinitiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20