|
|
|
|

Teny iditra mino (ino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao
Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy
Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1]
 To believe [1.7]
 Croire, avoir la foi [1.8]
Ohatra 
1Tsy mino anao aho. [2.471]
2Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mino
Ny lasa : nino
Ny hoavy : hino
Filaza mandidy : minoa

Teny iditra mino (ino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara, Tanosy] Misotro [1.78]
  [Provincial] To drink [1.7]
  [Provincial] Boire [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mino
Ny lasa : nino
Ny hoavy : hino

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14