|
|
|
|

Teny iditra miokitra (okitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miezaka mafy, mikely aina
Mitovy hevitra: lofo ~ milofo [1.1]
 To struggle, to strive. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miokitra
Ny lasa : niokitra
Ny hoavy : hiokitra
Filaza mandidy : miokira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05