| Teny iditra |
miolaka
(olaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [1.1]
|
| | To wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [1.2]
|
| Ohatra | Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miolaka |
| Ny lasa : |
niolaka |
| Ny hoavy : |
hiolaka |
| Filaza mandidy : |
miolaha |
|
| Tovy hevitra | |
|