|
|
|
|

Teny iditra miolotra (olotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany
Miohatra, mitaha: Ratsy ity satroka ity miolotra amin' itsy iray itsy [1.1]
 To be contiguous. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miolotra
Ny lasa : niolotra
Ny hoavy : hiolotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08