| Teny iditra | miontana (ontana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) [1.1] | |||||||
| To startle, to start up. [1.2] | |||||||
| Tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|