|
|
|
|

Teny iditra miontany (ontany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 (tsy fampiasa loatra intsony) Manontany, manadina [1.1]
 To inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miontany
Ny lasa : niontany
Ny hoavy : hiontany
Tovy hevitra manontany

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10